Bokin'ny Salamo 144:9
Andriamanitra ô, hihira fihiram-baovao ho Anao aho; Amin’ ny valiha tory folo no hankalazako Anao,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Izay miteny zava-poana amin’ ny vavany, Ary ny tànany ankavanana dia tanana ankavanana mamitaka.
Read all of Bokin'ny Salamo 144
Cross References
1 Chronicles 25:1Ary ny taranak’ i Asafa sy Hemana ary Jedotona dia natokan’ i Davida sy ireo komandin’ ny miaramila ho amin’ ny fanompoana mba haminany amin’ ny lokanga sy ny valiha ary ny kipantsona; ary izao no isan’ ny mpanao araka ny fanompoany avy:
Psalms 33:3Mihirà fihiram-baovao ho Azy; mitendre tsara amin’ ny feo fifaliana.
Psalms 81:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-gitith. Nataon’ i Asafa.
Psalms 108:2Andriamanitra ô, tafatoetra ny foko; Ny fanahiko no hihira sy hankalaza.
Psalms 150:3Miderà Azy amin’ ny fitsofana ny anjomara; Miderà Azy amin’ ny valiha sy ny lokanga.
Revelation 14:3Ary mihira toa tonon-kira vaovao eo anoloan’ ny seza fiandrianana sy eo anatrehan’ ny zava-manan’ aina efatra sy ny loholona izy; ary tsy nisy nahay nianatra izany fihirana izany, afa-tsy ny efatra arivo amby efatra alina sy iray hetsy izay navotana niala tamin’ ny tany.