The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 145 › Bokin'ny Salamo 145:3

Bokin'ny Salamo 145:3

Lehibe Jehovah ka tokony hoderaina indrindra; Ary tsy takatry ny saina ny fahalehibiazany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Great is the LORD, and greatly to be praised; and his greatness is unsearchable.

In Context

2Hankalaza Anao isan’ andro aho sy hidera ny anaranao mandrakizay doria.

4Ny taranaka rehetra samy hidera ny asanao amin’ izay mandimby azy Sy hanambara ny asanao lehibe.

Read all of Bokin'ny Salamo 145

Cross References

1 Chronicles 16:25Fa lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina indrindra, sady mahatahotra, fa ambonin’ ny andriamanitra rehetra.

Job 9:10Ary manao zava-dehibe tsy takatry ny saina, eny, fahagagana tsy hita isa.

Job 26:14Indro, ireny dia vao ny sisintsisin’ ny alehany ihany aza, ary siosion-teny mamelovelo no andrenesantsika Azy; Fa raha ny fikotrokotroky ny heriny, iza moa no mahatakatra izany?

Job 37:23Ny Tsitoha, tsy mahita Azy isika; Izay lehibe amin’ ny hery sy ny fitsarana mbamin’ ny fahamarinana tanteraka dia tsy mba mampahory.

Psalms 96:4Fa lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina indrindra, Sady mahatahotra, fa ambonin’ ny Andriamanitra rehetra.

Psalms 147:5Lehibe ny Tompontsika sady be hery; Tsy hita lany ny fahalalany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 145:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 145:2Bokin'ny Salamo 145Bokin'ny Salamo 145:4 →