The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 145 › Bokin'ny Salamo 145:2

Bokin'ny Salamo 145:2

Hankalaza Anao isan’ andro aho sy hidera ny anaranao mandrakizay doria.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Every day will I bless thee; and I will praise thy name for ever and ever.

In Context

1Fideran’ i Davida. Hanandratra Anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka ô, Sy hankalaza ny anaranao mandrakizay doria.

3Lehibe Jehovah ka tokony hoderaina indrindra; Ary tsy takatry ny saina ny fahalehibiazany.

Read all of Bokin'ny Salamo 145

Cross References

Psalms 71:6Hianao no nanankinana ahy hatrany am-bohoka; ianao namoaka ahy avy tany an-kibon-dreniko; ianao no deraiko mandrakariva.

Psalms 96:2Mihirà ho an’ i Jehovah, misaora ny anarany; Lazao isan’ andro isan’ andro ny famonjeny mahafaly.

Psalms 146:2Hidera an’ i Jehovah aho, raha mbola miaina koa; Eny, hankalaza an’ Andriamanitra aho, raha mbola velona koa.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 145:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 145:1Bokin'ny Salamo 145Bokin'ny Salamo 145:3 →