The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 147 › Bokin'ny Salamo 147:18

Bokin'ny Salamo 147:18

Mamoaka ny teniny Izy ka mampiempo ireny; Mampifofofofo ny rivony Izy, dia mandriaka ny rano.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He sendeth out his word, and melteth them: he causeth his wind to blow, and the waters flow.

In Context

17Mandatsaka ny havandrany ta-haka ny sombintsombin-javatra Izy; Iza no maharitra ny hatsiakany?

19Milaza ny teniny amin’ i Jakoba Izy Ary ny didiny sy ny fitsipiny amin’ Isiraely.

Read all of Bokin'ny Salamo 147

Cross References

Job 37:10Ny fofonain’ Andriamanitra mahamisy ranomandry, ka voageja ny rano malalaka.

Psalms 33:9Fa Izy no niteny dia ary izany; Izy no nandidy, dia nitoetra mafy izany.

Psalms 107:20Nandefa ny teniny Izy mba hahasitrana azy Ary nanafaka azy tamin’ ny longoa nianjerany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 147:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 147:17Bokin'ny Salamo 147Bokin'ny Salamo 147:19 →