Bokin'ny Salamo 147:8
Izay manaron-drahona ny lanitra, Izay mamboatra ranonorana ho amin’ ny tany, Izay mampaniry ahitra ny tendrombohitra,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
7Mihirà fiderana ho an’ i Jehovah; Mankalazà an’ Andriamanitsika amin’ ny lokanga,
9Manome hanina ho an’ ny biby Izy Sy ho an’ ny zana-goaika izay mitaraina.
Read all of Bokin'ny Salamo 147
Cross References
Genesis 9:14Ary raha mampiangona rahona eo ambonin’ ny tany Aho, ka hita eo amin’ ny rahona ny avana,
Job 5:10Dia Izay mampilatsaka ranonorana etỳ ambonin’ ny tany ary mampandeha rano eny amin’ ny saha,
Job 36:27Fa mampisavoana ny rano Izy, dia milatsaka ho ranonorana aman-javona izany,
Job 38:27Mba hahavonto ny efitra sy ny tany foana, ary hampitsimoka ny ahitra vao mitsiry?
Psalms 104:13Manondra-drano ny tendrombohitra avy amin’ ny tranony ambony Izy; Ny vokatry ny asanao no mahavoky ny tany.
Psalms 135:1Haleloia. Miderà ny anaran’ i Jehovah; Miderà, ianareo mpanompon’ i Jehovah,