Bokin'ny Salamo 135:1
Haleloia. Miderà ny anaran’ i Jehovah; Miderà, ianareo mpanompon’ i Jehovah,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Praise ye the LORD. Praise ye the name of the LORD; praise him, O ye servants of the LORD.
In Context
2Hianareo izay mpitoetra ao an-tranon’ i Jehovah, Eo anatin’ ny kianjan’ ny tranon’ Andriamanitsika.
Read all of Bokin'ny Salamo 135
Cross References
1 Chronicles 6:17ka nanao hira fanompoam-pivavahana izy tao amin’ ny tabernakely, dia ny trano-lay fihaonana, ambara-panaon’ i Solomona ny tranon’ i Jehovah tany Jerosalema; koa raha nanao ny raharahany izy, dia nitsangana araka ny filaharany avy,
Psalms 7:17Mitsingerina ho eo an-dohany ihany ny fampahoriany; ary eo an-tampon-dohany ihany no ianjeran’ ny loza nataony.
Psalms 96:1Mihira fihiram-baovao ho an’ i Jehovah; Mihirà ho an’ i Jehovah ry tany rehetra.
Psalms 106:1Haleloia. Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy, Fa mandrakizay ny famindram-pony.
Psalms 107:15Aoka hidera an’ i Jehovah ireo noho ny famindram-pony Sy ny fahagagana ataony amin’ ny zanak’ olombelona!
Psalms 112:1Haleloia. Sambatra ny olona izay matahotra an’ i Jehovah Sady mankasitraka ny didiny indrindra.