Bokin'ny Salamo 150:6
Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an’ i Jehovah. Haleloia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let every thing that hath breath praise the LORD. Praise ye the LORD.
In Context
5Miderà Azy amin’ ny kipantsona maneno; Miderà Azy amin’ ny kipantsona tsara feo.
Read all of Bokin'ny Salamo 150
Cross References
Psalms 103:22Misaora an’ i Jehovah, ny asany rehetra eran’ ny fanjakany; Misaora an’ i Jehovah, ry fanahiko.
Psalms 145:21Ny fiderana an’ i Jehovah no hotenenin’ ny vavako; Ary aoka ny nofo rehetra hankalaza ny anarany masìna mandrakizay doria.
Psalms 148:13Samia midera ny anaran’ i Jehovah avokoa, Fa ny anarany ihany no misandratra; Ambonin’ ny tany sy ny lanitra ny voninahiny.