Bokin'ny Salamo 103:22
Misaora an’ i Jehovah, ny asany rehetra eran’ ny fanjakany; Misaora an’ i Jehovah, ry fanahiko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Bless the LORD, all his works in all places of his dominion: bless the LORD, O my soul.
In Context
21Misaora an’ i Jehovah, ny miaramilany rehetra, Dia ny mpanompony izay manao ny sitrapony.
Read all of Bokin'ny Salamo 103
Cross References
Psalms 104:1Misaora an’ i Jehovah, ry fanahiko. Jehovah Andriamanitro ô, lehibe indrindra Hianao, Famirapiratana sy voninahitra no fitafinao,
Psalms 145:10Jehovah ô, midera Anao ny asanao rehetra; Ary ny olonao masìna misaotra Anao.
Psalms 146:1Haleloia. Miderà an’ i Jehovah, ry fanahiko.
Psalms 148:3Miderà Azy, ry masoandro amam-bolana; Miderà Azy, ry kintana mazava rehetra.
Isaiah 42:10Hianareo izay midìna any amin’ ny ranomasina sy ny ao aminy rehetra, dia ianareo nosy sy ny mponina ao aminy, samia mihira fihiram-baovao ho an’ i Jehovah, dia ny fiderana Azy hatramin’ ny faran’ ny tany.
Isaiah 44:23Mihobia, ry lanitra; Fa Jehovah no nanao izany; Manaova feo fifaliana ianareo, ry fitoerana lalina any ambanin’ ny tany; Velomy ny hoby, ry tendrombohitra, ary ianao, ry ala mbamin’ izay hazo rehetra ao; Fa Jehovah efa nanavotra an’ i Jakoba sy mampiseho ny voninahiny eo amin’ Isiraely.