The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 17 › Bokin'ny Salamo 17:1

Bokin'ny Salamo 17:1

Fivavak’ i Davida. Jehovah ô, mihainoa ny rariny, mandrenesa ny fitarainako, atongilano ny sofinao amin’ ny fivavako avy amin’ ny molotra tsy misy fitaka.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Hear the right, O LORD, attend unto my cry, give ear unto my prayer, that goeth not out of feigned lips.

In Context

2Hivoaka avy eo anatrehanao ny fitsarana ahy; ny masonao hijery marina.

Read all of Bokin'ny Salamo 17

Cross References

2 Chronicles 7:15Ary izao dia hihiratra ny masoko, ary ny sofiko hihaino ny vavaka Izay atao amin’ ity fitoerana ity;

Job 16:17Kanefa tsy misy eto an-tanako izay mba nalaina an-keriny; Ary madio ny fivavako.

Psalms 7:8Aoka ny firenena maro hivory manodidina Anao; ary miverena ho any amin’ ny avo eo amboniny Hianao,

Psalms 18:44Mamonjy ahy amin’ ny fifanoheran’ ny olona Hianao. Sy manandratra ahy ho lohan’ ny firenen-tsamy hafa; ny firenena tsy fantatro aza dia manompo ahy.

Psalms 54:4Andriamanitra ô, henoy ny fivavako; mihainoa ny tenin’ ny vavako.

Psalms 55:18Hariva sy maraina ary mitatao vovonana no hitarainako sy hitolokoako; dia hihaino ny feoko Izy,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 17:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 17Bokin'ny Salamo 17:2 →