The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 7 › Bokin'ny Salamo 7:8

Bokin'ny Salamo 7:8

Aoka ny firenena maro hivory manodidina Anao; ary miverena ho any amin’ ny avo eo amboniny Hianao,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The LORD shall judge the people: judge me, O LORD, according to my righteousness, and according to mine integrity that is in me.

In Context

7Jehovah ô, mitsangàna amin’ ny fahatezeranao; misandrata hisakana ny fisafoaky ny mpampahory ahy; ary mifohaza hanampy ahy, fa didy marina no navoakanao;

9Jehovah hitsara ny firenena; Jehovah ô, tsarao aho araka ny fahamarinako sy ny tsi-fananako tsiny.

Read all of Bokin'ny Salamo 7

Cross References

Genesis 31:53Ny andriamanitr’ i Abrahama sy ny andriamanitr’ i Nahora, dia ny andriamanitry ny rain’ izy mirahalahy anie hitsara antsika. Fa Ilay natahoran’ i Isaka rainy kosa no nianianan’ i Jakoba.

Psalms 9:8Kanefa Jehovah mitoetra mandrakizay, efa nametraka ny sezany hitsarany Izy,

Psalms 17:2Hivoaka avy eo anatrehanao ny fitsarana ahy; ny masonao hijery marina.

Psalms 25:21Aoka ny tsi-fisian-tsiny sy ny fahitsiana no hiaro ahy; fa miandry Anao aho.

Psalms 26:11Fa izaho kosa dia mandeha amin’ ny fahamarinako; avoty sy amindrao fo aho.

Psalms 41:12Izao no hahafantarako fa mankasitraka ahy Hianao, dia ny tsy anakoran’ ny fahavaloko ahy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 7:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 7:7Bokin'ny Salamo 7Bokin'ny Salamo 7:9 →