Bokin'ny Salamo 17:11
Manodidina anay amin’ ny alehanay ankehitriny izy, Vandrininy hapotrany amin’ ny tany izahay;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They have now compassed us in our steps: they have set their eyes bowing down to the earth;
In Context
10Efa mihirim-belona izy; teny miavonavona no aloaky ny vavany.
Read all of Bokin'ny Salamo 17
Cross References
1 Samuel 24:2Ary rehefa niverina avy nanenjika ny Filistina Saoly, dia nisy nanambara taminy hoe; Indro, Davida any an-efitr’ i En-jedy.
Psalms 10:8Mamitsaka amin’ ny fanotrehana ao an-tanàna izy, ao an-katakonana no amonoany ny marina; ny masony mikendry ny mahantra.
Psalms 88:17Manafotra ahy ny fahatezeranao; Matin’ ny fampitahoranao aho;