The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 88 › Bokin'ny Salamo 88:17

Bokin'ny Salamo 88:17

Manafotra ahy ny fahatezeranao; Matin’ ny fampitahoranao aho;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

They came round about me daily like water; they compassed me about together.

In Context

16Ory aho ka efa ho faty hatramin’ ny fahazazako; Raha itambesa-ran’ ny fampitahoranao aho, dia very hevitra;

18Mandifotra ahy mandrakariva tahaka ny rano ireny; Miara-manodidina ahy izy.

Read all of Bokin'ny Salamo 88

Cross References

Job 30:14Toy ny fiditra eo amin’ ny banga lehibe no fihaviny, ka avy ao amin’ ny voarava no imaonany.

Psalms 42:7Andriamanitro ô, mitanondrika ato anatiko ny fanahiko; Izany no ahatsiarovako Anao eo amin’ ny tanin’ i Jordana sy amin’ ireo Hermona ary amin’ ny tendrombohitra Mizara.

Psalms 116:3Nihodidina tamiko ny famatoran’ ny fahafatesana, Ary nahazo ahy ny fahorian’ ny fiainan-tsi-hita; Nahita fahoriana sy alahelo aho.

Psalms 124:4Dia nandifotra antsika ny rano, Ary nanafotra ny fanahintsika ny riaka;

Hosea 5:10Ny mpanapaka ny Joda dia efa tonga toy izay mamindra faritany, ka dia ireo no hampidinako ny fahatezerako toy ny fampidina rano.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 88:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 88:16Bokin'ny Salamo 88Bokin'ny Salamo 88:18 →