Bokin'ny Salamo 18:23
Ny fitsipiny rehetra dia teo anatrehako, ary ny lalàny tsy mba nampialaiko tamiko;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I was also upright before him, and I kept myself from mine iniquity.
In Context
22Fa nitandrina ny lalan’ i Jehovah aho, ka tsy mba nanao ratsy hialana tamin’ Andriamanitro;
24Tsy nanan-tsiny taminy aho sady niaro tena tsy ho azon’ ny fahotako;
Read all of Bokin'ny Salamo 18
Cross References
1 Chronicles 29:17Ary fantatro, ry Andriamanitro ô, fa Hianao no mamantatra ny fo ary mankasitraka izay mahitsy. Ary ny amiko, dia amin’ ny hitsim-poko no nahazotoako nanatitra ireto zavatra rehetra ireto; ary ankehitriny efa hitako tamin’ ny fifaliana ny olonao, izay vory eto, mazoto mitondra fanatitra ho Anao.
Psalms 11:7Fa marina Jehovah, ka fahamarinana no tiany; ny mahitsy no hahita ny tavany.
Psalms 37:27Halaviro ny ratsy, ka manaova soa. Dia honina mandrakizay ianao.
Matthew 5:29Fa raha ny masonao ankavanana no manafintohina anao, dia esory hiala iny, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao, ka tsy ny tenanao rehetra no hariana any amin’ ny helo.