Bokin'ny Salamo 11:7
Fa marina Jehovah, ka fahamarinana no tiany; ny mahitsy no hahita ny tavany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For the righteous LORD loveth righteousness; his countenance doth behold the upright.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 11
Cross References
Psalms 5:12Dia hifaly izay rehetra mialoka aminao, hihoby mandrakariva izy, koa miarova azy Hianao; ka dia ho ravoravo aminao izay tia ny anaranao.
Psalms 7:11Ny ampingako dia ao amin’ Andriamanitra, Mpamonjy ny mahitsy fo.
Psalms 21:6Lehibe ny voninahiny amin’ ny famonjenao; Laza sy voninahitra no nataonao taminy.
Psalms 33:18Indro, ny mason’ i Jehovah mitsinjo izay matahotra Azy, dia izay manantena ny famindram-pony,
Psalms 37:28Fa Jehovah tia rariny sady tsy hahafoy ny olony masìna; Harovana mandrakizay ireo; Fa taranaky ny ratsy fanahy hofongorana,
Psalms 45:7Ny seza fiandriananao, Andriamanitra ô, dia mandrakizay doria; tehim-pahamarinana ny tehim-panjakanao.