Bokin'ny Salamo 18:34
Manao ny tongotro ho tahaka ny an’ ny dieravavy Izy ka mampitoetra ahy eo amin’ ny fitoerako avo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He teacheth my hands to war, so that a bow of steel is broken by mine arms.
In Context
33Izany Andriamanitra izany no mampisikina hery ahy sy manamarina ny alehako.
35Mampianatra ny tanako hiady Izy, ka mahahenjana tsipìka varahina ny sandriko.
Read all of Bokin'ny Salamo 18
Cross References
2 Samuel 22:36Omenao ahy ny ampingan’ ny famonjenao; Ary ny fahamoram-panahinao no mahalehibe ahy.
Psalms 144:1Nataon’ i Davida. Isaorana anie Jehovah Vatolampiko, Izay mampianatra ny tanako hamely Sy ny rantsan-tanako hiady,
Isaiah 45:1Izao no lazain’ i Jehovah amin’ ny voahosony, dia Kyrosy, izay notantanako tamin’ ny tànany ankavanana, mba handreseko firenena eo anoloany sy hamahako ny fehin-kibon’ ny mpanjaka, mba hamohako varavarana eo anoloany, ka tsy hirindrina intsony ny vavahady:
Hosea 1:5Ary amin’ izany andro izany dia hotapahiko ao amin’ ny tany lemaka Jezirela ny tsipìkan’ Isiraely.