Bokin'ny Salamo 144:1
Nataon’ i Davida. Isaorana anie Jehovah Vatolampiko, Izay mampianatra ny tanako hamely Sy ny rantsan-tanako hiady,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Blessed be the LORD my strength, which teacheth my hands to war, and my fingers to fight:
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 144
Cross References
2 Samuel 22:35Mampianatra ny tanako hiady Izy, ka mahahenjana tsipìka varahina ny sandriko.
Psalms 18:2dia hoy izy:― Mamiko indrindra Hianao, Jehovah Heriko ô.
Psalms 18:31Raha ny amin’ Andriamanitra, dia marina ny lalany; ny tenin’ i Jehovah dia voazaha toetra amin’ ny memy; Jehovah no ampingan’ izay rehetra mialoka aminy.
Psalms 18:35Mampianatra ny tanako hiady Izy, ka mahahenjana tsipìka varahina ny sandriko.
Psalms 60:12Tsy Hianao va, Izay efa nanary anay, Andriamanitra ô. Sady tsy nivoaka niaraka tamin’ ny antokon’ ny miaramilanay, Andriamanitra ô?
Psalms 95:1Avia, aoka isika hihoby ho an’ i Jehovah; Aoka isika hanao feo fifaliana ho an’ ny Vatolampy famonjena antsika.