Bokin'ny Salamo 19:3
Ny andro samy miteny amin’ ny andro mandimby azy, ary ny alina samy manolo-pahalalana amin’ ny alina mandimby azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
There is no speech nor language, where their voice is not heard.
In Context
2Ny lanitra mitory ny voninahitr’ Andriamanitra; ary ny habakabaka manambara ny asan’ ny tànany.
4Tsy misy teny na fiteny anefa; tsy re izay feony.
Read all of Bokin'ny Salamo 19