The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 19 › Bokin'ny Salamo 19:4

Bokin'ny Salamo 19:4

Tsy misy teny na fiteny anefa; tsy re izay feony.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Their line is gone out through all the earth, and their words to the end of the world. In them hath he set a tabernacle for the sun,

In Context

3Ny andro samy miteny amin’ ny andro mandimby azy, ary ny alina samy manolo-pahalalana amin’ ny alina mandimby azy.

5Efa nivoaka ho any amin’ ny tany rehetra ny famolainany, ary ny teniny dia mihatra amin’ ny faran’ izao rehetra izao. Trano-lay ho an’ ny masoandro no nataony teo aminy;

Read all of Bokin'ny Salamo 19

Cross References

Genesis 1:14Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia fahazavana eny amin’ ny habakabaky ny lanitra hampisaraka ny andro sy ny alina; ary aoka ho famantarana sy ho fotoana ary ho andro sy taona ireo.

Psalms 104:2Mitafy ny mazava tahaka ny lamba Izy Ary mamelatra ny lanitra tahaka ny lay,

2 Corinthians 10:13Fa izahay tsy mba hirehareha tsy amin’ ohatra, fa araka ny ohatry ny voafaritr’ Andriamanitra ho anjaranay, dia ohatra mihatra aminareo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 19:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 19:3Bokin'ny Salamo 19Bokin'ny Salamo 19:5 →