The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 21 › Bokin'ny Salamo 21:2

Bokin'ny Salamo 21:2

Jehovah ô, ny herinao no hifalian’ ny mpanjaka; ary endrey ny haben’ ny hiravoravoany amin’ ny famonjenao!

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thou hast given him his heart’s desire, and hast not withholden the request of his lips. Selah.

In Context

1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.

3Ny nirin’ ny fony dia nomenao azy, ary ny nangatahin’ ny molony tsy mba nolavinao. [Sela.]

Read all of Bokin'ny Salamo 21

Cross References

Psalms 2:8Mangataha amiko, dia homeko ho lovanao ny jentilisa ary ny faran’ ny tany ho fanananao.

Psalms 37:4Ary miravoravoa amin’ i Jehovah ianao, dia homeny anao izay irin’ ny fonao.

Isaiah 49:6Eny, hoy Izy: Mbola zavatra kely foana, raha tonga Mpanompoko hanandratra ny firenen’ i Jakoba Hianao sy hampody ny Isiraely sisa voaro; Fa homeko ho fanazavana ny jentilisa koa Hianao, mba ho famonjeko hatrany amin’ ny faran’ ny tany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 21:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 21:1Bokin'ny Salamo 21Bokin'ny Salamo 21:3 →