Bokin'ny Salamo 22:14
Misanasana vava amiko izy; eny, liona mamiravira sy mierona izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
13Mitangorona amiko ireo ombilahy be, ny maherin’ i Basana manemitra ahy.
15Efa rano aidina aho, ka mivaha ny taolako rehetra; tahaka ny savoka ny foko: miempo ato anatiko izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 22
Cross References
Joshua 7:5Dia nahafaty tokony ho enina amby telo-polo lahy ny mponina tao Ay sady nanenjika azy teo anoloan’ ny vavahady ka hatrany Sebarima izy ary namely azy teny am-pidinana; dia ketraka ny fon’ ny vahoaka ka tonga tahaka ny rano.
Job 23:16Fa Andriamanitra no mandrerakany foko, ary ny Tsitoha no mampangovitra ahy;
Psalms 22:17Fa mitangorona amiko ny amboa, ny fiangonan’ ny ratsy fanahy manemitra ahy. Manindrona ny tongotro aman-tanako izy
Psalms 35:21Dia mitanatana vava amiko izy ka manao hoe: Hià! sakoa izay! efa hita’ ny masonay.
Lamentations 3:46Ny fahavalonay rehetra misanasana vava aminay.
Nahum 2:10Mamaboa volafotsy, Mamaboa volamena! Fa tsy hita lany ny rakitra soa, Dia ny habetsahan’ ny fanaka mahafinaritra rehetra.