Bokin'ny Salamo 22:15
Efa rano aidina aho, ka mivaha ny taolako rehetra; tahaka ny savoka ny foko: miempo ato anatiko izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
14Misanasana vava amiko izy; eny, liona mamiravira sy mierona izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 22
Cross References
Genesis 18:27Dia namaly Abrahama ka nanao hoe: Indro, fa efa sahy niteny tamin’ ny Tompo aho nefa vovoka sy lavenona:
Job 7:21Ary nahoana no tsy mamela ny fahadisoako sy manaisotra ny heloko Hianao? Fa izao dia efa handry any amin’ ny vovoka aho; ary hitady ahy fatratra Hianao, fa tsy ho atỳ intsony aho.
Job 19:20Ny taolako miraikitra amin’ ny hoditro sy ny nofoko, ary ny akanjo-nifiko ihany no hany sisa azoko enti-mandositra.
Job 30:16Ary ankehitriny, raraka ato anatiko ny fanahiko. Fenjàn’ ny andro fahoriana aho.
Psalms 30:9Hianao no nantsoiko, Jehovah ô; ary Jehovah no nifonako hoe:
Psalms 38:10Ry Tompo ô, eo anatrehanao ny faniriako rehetra; ary ny fisentoako tsy mba miafina aminao.