Bokin'ny Salamo 22:19
Mizara ny fitafiako ho azy izy; ary ny akanjoko ilokàny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But be not thou far from me, O LORD: O my strength, haste thee to help me.
In Context
18Mahisa ny taolako rehetra aho ireo dia mibanjina sady mangarika ahy.
20Fa Hianao, Jehovah ô, aza manalavitra; ry Heriko ô, faingana hamonjy ahy.
Read all of Bokin'ny Salamo 22
Cross References
Psalms 10:1Jehovah ô, nahoana no mijanona eny lavitra eny Hianao ka miery amin’ ny andro fahoriana?
Psalms 21:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 40:13Fa nanodidina ahy ny fahoriana tsy tambo isaina; nahazo ahy ny heloko, ka tsy mahay mijery aho; maro noho ny volon-dohako ireny, ka reraka ny foko.
Psalms 69:13Miresaka ahy izay mipetraka eo am-bavahady; ary ataon’ ny mpisotro toaka an-kira aho.