Bokin'ny Salamo 22:8
Izay rehetra mahita ahy dia manaraby ahy; manondro molotra izy sady mihifikifi-doha ka manao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He trusted on the LORD that he would deliver him: let him deliver him, seeing he delighted in him.
In Context
7Ary izaho dia olitra, fa tsy olona, fandatsan’ olona sy fanevatevam-bahoaka.
Read all of Bokin'ny Salamo 22
Cross References
Psalms 3:1Salamo nataon’ i Davida, fony izy nandositra an’ i Absaloma zanany.
Psalms 37:5Ankino amin’ i Jehovah ny lalanao, ary matokia Azy, fa hataony tanteraka.
Psalms 55:22Malambo noho ny rononomandry ny vavany, kanjo ady no ao am-pony; malemy noho ny diloilo ny teniny, kanjo sabatra voatsoaka ireny.
Psalms 91:14Satria Izaho no niraiketan’ ny fitiavany, Dia hamonjy azy Aho, Hanandratra azy ho any amin’ ny avo Aho, satria mahalala ny anarako izy
Proverbs 16:3Ankino amin’ i Jehovah ny asanao, Dia ho lavorary izay kasainao.
Matthew 3:17Ary, injao! nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Ity no Zanako malalako Izay sitrako.