Bokin'ny Ohabolana 16:3
Ankino amin’ i Jehovah ny asanao, Dia ho lavorary izay kasainao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Commit thy works unto the LORD, and thy thoughts shall be established.
In Context
2Ataon’ ny olona ho madio avokoa ny lalana rehetra alehany; Fa Jehovah ihany no mpandanja ny fanahy.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 16
Cross References
Job 5:8Fa raha toa ahy kosa dia hitady an’ Andriamanitra aho, ary Andriamanitra ihany no hotolorako ny teniko,
Psalms 37:4Ary miravoravoa amin’ i Jehovah ianao, dia homeny anao izay irin’ ny fonao.
Psalms 55:22Malambo noho ny rononomandry ny vavany, kanjo ady no ao am-pony; malemy noho ny diloilo ny teniny, kanjo sabatra voatsoaka ireny.
Isaiah 7:5Satria efa nanao saina hampidi-doza aminao Syria sy Efraima ary ny zanak’ i Remalia ka nanao hoe:
Luke 12:22Ary hoy Jesosy tamin’ ny mpianany: Noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin’ ny ainareo, izay hohaninareo, na ny amin’ ny tenanaren, izay hotafinareo.
1 Peter 5:7ary apetraho aminy ny fanahianareo rehetra; fa Izy no miahy anareo.