Bokin'ny Salamo 25:20
Arovy ny fanahiko, ka vonjeo aho; aoka tsy ho menatra aho, fa mialoka aminao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
O keep my soul, and deliver me: let me not be ashamed; for I put my trust in thee.
In Context
19Jereo ny fahavaloko, fa maro izy; ary loza ny fankahalàny ahy.
21Aoka ny tsi-fisian-tsiny sy ny fahitsiana no hiaro ahy; fa miandry Anao aho.
Read all of Bokin'ny Salamo 25
Cross References
Psalms 17:8Arovy tahaka ny anakandriamaso aho, afeno ao ambanin’ ny aloky ny elatrao,
Psalms 71:1Hianao, Jehovah ô, no itokiako; aoka tsy ho menatra mandrakizay aho.
Psalms 121:7Jehovah hiaro anao amin’ ny ratsy rehetra; Eny, hiaro ny fanahinao Izy.
Joel 2:26Ary hihinana ianareo ka ho voky dia hidera ny anaran’ i Jehovah Andriamanitrareo, fa mahagaga ny fitondrany anareo; Ary tsy ho menatra mandrakizay oloko.
Acts 7:59Ary ny olona nitora-bato an’ i Stefana, izay niantso hoe: Ry Jesosy Tompo ô, raiso ny fanahiko.