Bokin'ny Salamo 27:10
Fa ny raiko aman-dreniko efa nahafoy ahy; fa Jehovah kosa no mandray ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
When my father and my mother forsake me, then the LORD will take me up.
In Context
11Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ary tariho amin’ ny lalana marina aho noho ny fahavaloko.
Read all of Bokin'ny Salamo 27
Cross References
Psalms 69:8Fa noho ny aminao no itondrako latsa; safotry ny henatra ny tavako.
Isaiah 49:15Mety manadino ny zanany minono va ny vehivavy ka tsy hamindra fo amin’ ny zanaka naloaky ny kibony? Eny, mety manadino ihany izy, Fa Izaho kosa tsy mba manadino anao.
Matthew 10:36ary ny ankohonan’ ny olona ihany no fahavalony.
John 16:32Indro, avy ny andro, eny, efa tonga, izay hielezanareo samy ho any amin’ ny azy avy, ary hilaozanareo ho irery Aho; kanefa tsy irery Aho, fa ny Ray no ato amiko.