The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 27 › Bokin'ny Salamo 27:11

Bokin'ny Salamo 27:11

Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ary tariho amin’ ny lalana marina aho noho ny fahavaloko.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Teach me thy way, O LORD, and lead me in a plain path, because of mine enemies.

In Context

10Fa ny raiko aman-dreniko efa nahafoy ahy; fa Jehovah kosa no mandray ahy.

12Aza manolotra ahy ho amin’ ny sitrapon’ ny mpampahory ahy; fa vavolombelona mandainga sy izay mifofofofo loza no mitsangana hiampanga ahy.

Read all of Bokin'ny Salamo 27

Cross References

Psalms 5:8Fa izaho kosa noho ny haben’ ny famindram-ponao dia hiditra ao an-tranonao; hiankohoka manatrika ny lapanao masìna amin’ ny fahatahorana anao aho.

Psalms 25:4Ampahafantaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ampianaro ny sitrakao aho.

Psalms 25:12Iza no lehilahy matahotra an’ i Jehovah? Izy no hampianariny izay lalana tokony hofidiny.

Psalms 54:5Fa olona hafa firenena no mitsangana hamely ahy, ary olon-dozabe no mitady ny aiko; tsy mihevitra an’ Andriamanitra ho eo anatrehany izy. [Sela.]

Psalms 64:6Hamafiny ny hevi-dratsiny; mifampitaona hanao fandri-totofana izy ka manao hoe: iza no hahita izany?

Psalms 119:10Tamin’ ny foko rehetra no nitadiavako Anao; Aza avela hivily hiala amin’ ny didinao aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 27:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 27:10Bokin'ny Salamo 27Bokin'ny Salamo 27:12 →