Bokin'ny Salamo 28:1
Nataon’ i Davida. Hianao no antsoiko, Jehovah ô, Ry vatolampiko ô, aza manentsin-tadiny amiko; fandrao, raha mangìna amiko Hianao, dia ho tahaka izay midìna any an-davaka aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 28
Cross References
Psalms 3:4Kanjo Hianao, Jehovah ô, no ampinga manodidina ahy, Voninahitro sy mpanandratra ny lohako.
Psalms 18:2dia hoy izy:― Mamiko indrindra Hianao, Jehovah Heriko ô.
Psalms 30:4Jehovah ô, efa nampakatra ny fanahiko avy tany amin’ ny fiainan-tsi-hita Hianao; efa nampody ny aiko Hianao, mba tsy ho isan’ izay midìna any an-davaka aho.
Psalms 35:22Efa hitanao, Jehovah ô, ka aza manentsin-tadiny; ry Tompo ô, aza manalavitra ahy.
Psalms 42:9Jehovah handidy ny famindram-pony nony andro, ary ho amiko nony alina ny fihirana Azy, dia vavaka amin’ Andriamanitry ny aiko.
Psalms 77:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon’ i Asafa.