Bokin'ny Salamo 28:6
Isaorana anie Jehovah, fa efa nihaino ny feon’ ny fifonako Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Blessed be the LORD, because he hath heard the voice of my supplications.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 28
Cross References
Psalms 66:19Kanefa efa nihaino tokoa Andriamanitra; efa nihaino ny feon’ ny fivavako Izy.
Psalms 107:19Dia nitaraina tamin’ i Jehovah ireo, raha ory, Ka novonjeny tamin’ ny fahatereny.
Psalms 116:2Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy, Dia hiantso aho, raha mbola velona koa.