Bokin'ny Salamo 28:5
Fa tsy mihevitra ny asan’ i Jehovah, na ny vitan’ ny tànany, izy, dia horavan’ i Jehovah izy, fa tsy haoriny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
6Isaorana anie Jehovah, fa efa nihaino ny feon’ ny fifonako Izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 28
Cross References
Numbers 23:23Fa tsy misy fisikidianana eo amin’ i Jakoba, ary tsy misy fankatovana eo amin’ Isiraely. Fa amin’ ny fotoana no hilazana amin’ i Jakoba sy Isiraely izay efa nataon’ i Jehovah.
2 Samuel 7:27Fa Hianao, Jehovah Tompon’ ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, efa nilaza tamin’ ny mpanomponao hoe: Izaho hanome taranaka anao; koa izany no nampahasahy ny fon’ ny mpanomponao hanao izao vavaka izao aminao.
Job 34:26Tehafiny tanana tahaka ny fanao amin’ ny ratsy fanahy ireo eo imason’ ny vahoaka.
Psalms 10:5Tanteraka mandrakariva ny alehany; any amin’ ny avo lavitra azy ny fitsarànao; ny mpandrafy azy rehetra dia ataony hoe: zinona ireny?
Psalms 92:4Amin’ ny valiha tory folo Sy amin’ ny feon-dokanga.
Psalms 111:2Lehibe ny asan’ i Jehovah, Ka dinihin’ izay rehetra mankasitraka azy.