Bokin'ny Salamo 29:10
Jehovah nipetraka teo ambonin’ ny safo-drano; eny, Jehovah mipetraka ho Mpanjaka mandrakizay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The LORD sitteth upon the flood; yea, the LORD sitteth King for ever.
In Context
11Jehovah hanome hery ny olony; Jehovah hitahy ny olony amin’ ny fiadanana.
Read all of Bokin'ny Salamo 29
Cross References
Genesis 6:17Ary, indro, Izaho efa hahatonga ny safo-drano ambonin’ ny tany handringana ny nofo rehetra izay manam-nofonaina ambanin’ ny lanitra; dia ho faty izay rehetra eo amin’ ny tany.
Job 38:8Ary iza no nanao varavarana misakana ny ranomasina, raha nibosesika nivoaka avy tany am-bohoka izy,
Psalms 2:6“Izaho kosa efa nanendry ny Mpanjakako Tambonin’ i Ziona, tendrombohitro masìna.”
Psalms 10:16Jehovah no Mpanjaka mandrakizay doria; voafongotra tsy ho amin’ ny taniny intsony ny jentilisa.
Psalms 65:7Mampiorina ny tendrombohitra amin’ ny heriny Izy, misikìna fahatanjahana Izy.
Psalms 99:1Jehovah no Mpanjaka aoka hangovitra ny firenena; Mipetraka amin’ ny kerobima Izy, aoka hihorohoro ny tany.