Bokin'ny Salamo 29:5
Ny feon’ i Jehovah manorotoro ny hazo sedera; eny, Jehovah manorotoro ny hazo sedera any Libanona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The voice of the LORD breaketh the cedars; yea, the LORD breaketh the cedars of Lebanon.
In Context
4Ny feon’ i Jehovah be hery; Ny feon’ i Jehovah be voninahitra.
Read all of Bokin'ny Salamo 29
Cross References
Judges 9:15Fa hoy ny tsilo tamin’ ny hazo: Raha hohosoranareo ho mpanjakanareo tokoa ary aho, dia avia ianareo ka mialofa ato amin’ ny alokaloko; fa raha tsy izany, aoka hisy afo hivoaka avy amin’ ny tsilo ka handevona ny sederan’ i Libanona.
Isaiah 2:13Dia ny sedera rehetra any Libanona, izay avo sady andrandraina, Sy ny hazo ôka rehetra any Basana