The Bible Software
bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 2 › Bokin'i Isaia 2:13

Bokin'i Isaia 2:13

Dia ny sedera rehetra any Libanona, izay avo sady andrandraina, Sy ny hazo ôka rehetra any Basana

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And upon all the cedars of Lebanon, that are high and lifted up, and upon all the oaks of Bashan,

In Context

12Fa misy andron’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, Hitsarana izay avo sy ambony toetra rehetra Ary izay misandratra rehetra, Ka dia haetry ireny,

14Sy ny tendrombohitra avo rehetra Sy ny havoana andrandraina

Read all of Bokin'i Isaia 2

Cross References

Psalms 29:5Ny feon’ i Jehovah manorotoro ny hazo sedera; eny, Jehovah manorotoro ny hazo sedera any Libanona.

Isaiah 14:8Eny, ny hazo kypreso sy ny sedera any Libanona hifaly anao hoe: Hatrizay niambohoanao izay dia tsy nisy mpikapa niakatra tatỳ aminay.

Ezekiel 31:3Indro, Asyria dia sedera tsara rantsana any Libanona ary misandrahaka manalokaloka sady mijoroaka avo, ka mitehika amin’ ny rahona matevina ny tendrony.

Zechariah 11:1Vohay ny varavaranao, ry Libanona ô! Handevonan’ ny afo ny sederanao

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Isaia 2:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Isaia 2:12Bokin'i Isaia 2Bokin'i Isaia 2:14 →