Bokin'ny Salamo 31:16
Eo an-tananao ny androko; Vonjeo aho tsy ho azon’ ny tanan’ ny fahavaloko sy izay manenjika ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Make thy face to shine upon thy servant: save me for thy mercies’ sake.
In Context
15Nefa izaho matoky Anao, Jehovah ô; hoy izaho: Andriamanitro Hianao.
17Ampamirapirato amin’ ny mpanomponao ny tavanao; vonjeo amin’ ny famindram-ponao aho.
Read all of Bokin'ny Salamo 31
Cross References
Psalms 3:8Mitsangàna, Jehovah ô; vonjeo aho, Andriamanitro ô; fa efa namely ny takolaky ny fahavaloko rehetra Hianao; ny nifin’ ny ratsy fanahy novakivakinao.
Psalms 6:4Ny fanahiko koa dia mangovitra loatra; fa Hianao, Jehovah ô, mandra-pahoviana?
Psalms 51:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida,
Psalms 80:3Fohazy ny herinao eo anoloan’ i Efraima sy Benjamina ary Manase, ka avia hamonjy anay.
Psalms 80:19Dia tsy hihemotra hiala aminao izahay; velomy izahay, dia hiantso ny anaranao.
Daniel 9:9An’ ny Tompo Andriamanitray kosa ny famindram-po sy ny famelan-keloka, satria efa niodina taminy izahay