Bokin'ny Salamo 31:17
Ampamirapirato amin’ ny mpanomponao ny tavanao; vonjeo amin’ ny famindram-ponao aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
16Eo an-tananao ny androko; Vonjeo aho tsy ho azon’ ny tanan’ ny fahavaloko sy izay manenjika ahy.
Read all of Bokin'ny Salamo 31
Cross References
1 Samuel 2:9Ny tongotry ny olo-masiny dia tandremany, fa ny ratsy fanahy kosa hampangininy any amin’ ny maizina; fa tsy amin’ ny hery no handresen’ ny olona.
Psalms 6:10Jehovah efa nandre ny fangatahako; Jehovah no handray ny fivavahako.
Psalms 31:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 35:4Aoka ho menatra sy ho afa-baraka izay mitady ny aiko; aoka hiamboho sy hangaihay izay misaina hanisy ratsy ahy.
Psalms 40:14Aoka ho sitraky ny fonao, Jehovah ô, ny hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy.
Psalms 70:2Andriamanitra ô, faingàna hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy.