Bokin'ny Salamo 34:23
Fa Jehovah manavotra ny fanahin’ ny mpanompony, ka tsy mba hisy hohelohina izay rehetra mialoka aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
22Hahafaty ny ratsy fanahy ny fahoriana; ary ny mankahala ny olo-marina hohelohina.
Read all of Bokin'ny Salamo 34