The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 34 › Bokin'ny Salamo 34:22

Bokin'ny Salamo 34:22

Hahafaty ny ratsy fanahy ny fahoriana; ary ny mankahala ny olo-marina hohelohina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The LORD redeemeth the soul of his servants: and none of them that trust in him shall be desolate.

In Context

21Miaro ny taolany rehetra izy; tsy hisy ho tapaka ireny na dia iray akory aza.

23Fa Jehovah manavotra ny fanahin’ ny mpanompony, ka tsy mba hisy hohelohina izay rehetra mialoka aminy.

Read all of Bokin'ny Salamo 34

Cross References

Genesis 48:16ny Anjely Izay Mpamonjy ahy tamin’ ny loza rehetra: Izy anie hitahy ireto zaza ireto; ary aoka ny anarako sy ny anaran’ i Abrahama sy Isaka raiko no hanononana azy, ary hitombo ho maro dia maro eo amin’ ny tany anie izy.

1 Kings 1:29Ary ny mpanjaka nianiana hoe: Raha velona koa Jehovah, Izay namonjy ny aiko tamin’ ny fahoriana rehetra,

Psalms 31:5Hanafaka ahy amin’ ny fandrika harato izay nafeniny hamandrihany ahy Hianao; fa Hianao no fiarovana mafy ho ahy.

Psalms 37:15Ny sabany hitsatoka amin’ ny fony ihany, ary ny tsipìkany ho tapatapaka.

Psalms 84:11Fa ny indray andro eo an-kianjanao dia tsara noho ny arivo; aleoko mipetraka eo amin’ ny tokonam-baravaran’ ny tranon’ Andriamanitra, toy izay mitoetra ao an-dain’ ny ratsy fanahy.

Psalms 130:8Ary Izy no hanavotra ny Isiraely Ho afaka amin’ ny helony rehetra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 34:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 34:21Bokin'ny Salamo 34Bokin'ny Salamo 34:23 →