Bokin'ny Salamo 35:11
Mitsangana ny vavolombelona mampidi-doza; ka izay tsy fantatro no anadinany ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
False witnesses did rise up; they laid to my charge things that I knew not.
In Context
12Mamaly ratsy ahy ho solon’ ny soa izy, ka mamoy malala ny fanahiko.
Read all of Bokin'ny Salamo 35
Cross References
1 Samuel 24:9Ary rehefa afaka izany, dia mba nitsangana koa Davida ka niala tao an-johy koa, dia niantso an’ i Saoly ka nanao hoe: Ry mpanjaka tompoko ô! Ary nony nitodika azy Saoly, dia niondrika tamin’ ny tany Davida ka niankohoka.
Psalms 27:12Aza manolotra ahy ho amin’ ny sitrapon’ ny mpampahory ahy; fa vavolombelona mandainga sy izay mifofofofo loza no mitsangana hiampanga ahy.
Acts 6:13ary izy nanangana vavolombelona mandainga, izay nanao hoe: Io lehilahy io tsy mitsahatra miteny ratsy ity fitoerana masìna ity sy ny lalàna;
Acts 24:12Ary tsy nisy nahita ahy niady hevitra tamin’ olona teo an-kianjan’ ny tempoly na nampitabataba ny vahoaka tao amin’ ny synagoga, na tao an-tanàna;