Bokin'ny Salamo 35:12
Mamaly ratsy ahy ho solon’ ny soa izy, ka mamoy malala ny fanahiko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They rewarded me evil for good to the spoiling of my soul.
In Context
11Mitsangana ny vavolombelona mampidi-doza; ka izay tsy fantatro no anadinany ahy.
Read all of Bokin'ny Salamo 35
Cross References
1 Samuel 19:15Ary Saoly naniraka ny olona hizaha an’ i Davida indray ka nanao hoe: Ento miakatra atỳ amiko amin’ ny farafara izy hovonoiko.
1 Samuel 22:13Ary hoy Saoly taminy: Nahoana ianareo no niray tetika hanohitra ahy, dia ianao sy ny zanak’ i Jese, tamin’ ilay nanomezanao azy mofo sy sabatra ary nanontanianao ho azy tamin’ Andriamanitra hahatongavany ho mpanotrika ahy tahaka ny amin’ izao anio izao?
1 Chronicles 19:4Dia nosamborin’ i Hanona ny mpanompon’ i Davida ka noharatany, sady nofolonany hatreo amin’ ny foto-peny ny akanjony, ka dia nalefany hody izy.
Psalms 38:21Ary mamaly ratsy ny soa izy ireo ka mandrafy ahy ho valin’ ny fanarahako ny tsara.
Psalms 109:5Ny soa nataoko novaliany ratsy, Ary ny fitiavako novaliany fankahalana.
Proverbs 17:13Izay mamaly ratsy ny soa, Ny ratsy tsy hiala ao an-tranony.