Bokin'ny Salamo 38:14
Fa izaho dia tahaka ny marenina ka tsy mandre, ary tahaka ny moana ka tsy mahaloa-bava;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thus I was as a man that heareth not, and in whose mouth are no reproofs.
In Context
15Eny, dia tahaka ny olona tsy mandre, sady tsy misy teny havaly eo am-bavany.
Read all of Bokin'ny Salamo 38
Cross References
Amos 5:13Koa izay manan-tsaina dia hangina amin’ izao andro izao, fa andro mampahory izao.
Mark 15:3Ary ny lohan’ ny mpisorona niampanga Azy zavatra maro.