Bokin'ny Salamo 38:6
Maimbo sady mihady ny feriko noho ny hadalako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I am troubled; I am bowed down greatly; I go mourning all the day long.
In Context
5Fa ny heloko efa mihoatra ny lohako; tahaka ny entana mavesatra izy ka tsy zakako.
7Mitanondrika sy mijoretra indrindra aho, ary misaona mandrakariva.
Read all of Bokin'ny Salamo 38
Cross References
Job 30:28Mitsaitsaika mitafy lamba fisaonana aho sady tsy mahita masoandro; Mitsangana aho ka mitaraina eo ampivorian’ ny olona.
Psalms 31:10Mamindrà fo amiko, Jehovah ô, fa azom-pahoriana aho; simban’ alahelo ny masoko sy ny fanahiko ary ny tenako.
Psalms 42:5Izao zavatra izao no hotsarovako, ka haidiko ato anatiko ny fanahiko, dia ny nandrosoako niaraka tamin’ ny maro, sy ny nitarihako azy ho any an-tranon’ Andriamanitra, nanao feo mihoby sy midera, dia olona maro izay nitandrina ny andro firavoravoana.
Psalms 43:2Fa Hianao no Andriamanitry ny heriko; Nahoana no manary ahy Hianao? Nahoana no mandeha mijoretra aho noho ny fampahorian’ ny fahavaloko?
Psalms 88:9Efa nampanalavirinao ahy ny olona nahazatra ahy; Efa nataonao fahavetavetana eo imasony aho; Voahidy aho ka tsy afa-mivoaka.
Psalms 145:14Jehovah manohana izay rehetra efa ho lavo Sy mampitraka izay rehetra mitanondrika.