The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 38 › Bokin'ny Salamo 38:7

Bokin'ny Salamo 38:7

Mitanondrika sy mijoretra indrindra aho, ary misaona mandrakariva.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For my loins are filled with a loathsome disease: and there is no soundness in my flesh.

In Context

6Maimbo sady mihady ny feriko noho ny hadalako.

8Ary ny vaniako henika ny aretina mahamay, ka tsy misy fahasalamana ny nofoko.

Read all of Bokin'ny Salamo 38

Cross References

2 Chronicles 21:18Ary nony afaka izany rehetra izany, dia nasian’ i Jehovah aretina tsy azo sitranina tamin’ ny tsinainy izy.

Job 7:5Ny nofoko mitafy olitra sy baingan-tany; efa maina ny hoditro, kanjo mitsiranorano indray.

Psalms 41:8Mitakoritsika ahy izay rehetra mankahala ahy; misaina hanisy ratsy ahy izy.

Acts 12:23Ary niaraka tamin’ izay dia nisy anjelin’ ny Tompo namely azy, satria tsy nanome voninahitra an’ Andriamanitra izy; ka dia nohanin’ ny kankana izy ka maty.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 38:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 38:6Bokin'ny Salamo 38Bokin'ny Salamo 38:8 →