Bokin'ny Salamo 38:9
Marikoditra aho sady torovana indrindra; midradradradra aho noho ny fitolokon’ ny foko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Lord, all my desire is before thee; and my groaning is not hid from thee.
In Context
8Ary ny vaniako henika ny aretina mahamay, ka tsy misy fahasalamana ny nofoko.
10Ry Tompo ô, eo anatrehanao ny faniriako rehetra; ary ny fisentoako tsy mba miafina aminao.
Read all of Bokin'ny Salamo 38
Cross References
Psalms 10:17Efa nohenoinao, Jehovah ô, ny irin’ ny mpandefitra; mampiomana ny fony Hianao sady mampihaino ny sofinao,
Psalms 102:20Fa Izy nitazana tany amin’ ny fitoerany masìna any amin’ ny avo. Tany an-danitra no nitsinjovan’ i Jehovah ny tany,
Romans 8:22Fa fantatsika fa izao zavatra ary rehetra izao dia miara-misento sy miara-marary toy izay efa hiteraka mandraka ankehitriny;
2 Corinthians 5:2Ary misento ao anatin’ ity isika ka maniry indrindra hitafy ny tranontsika izay avy any an-danitra koa;