Bokin'ny Salamo 38:8
Ary ny vaniako henika ny aretina mahamay, ka tsy misy fahasalamana ny nofoko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I am feeble and sore broken: I have roared by reason of the disquietness of my heart.
In Context
7Mitanondrika sy mijoretra indrindra aho, ary misaona mandrakariva.
9Marikoditra aho sady torovana indrindra; midradradradra aho noho ny fitolokon’ ny foko.
Read all of Bokin'ny Salamo 38
Cross References
Job 30:27Nandevilevy ny tsinaiko ka tsy nanam-pitsaharana; Nitsena ahy ny andro fahoriana.
Psalms 22:1Ho an’ ny mpiventy hira. Alaieleth-hasahara. Salamo nataon’ i Davida.
Isaiah 59:11Isika rehetra mampierona tahaka ny bera ary mitoloko tokoa tahaka ny voromailala; miandry ny rariny isika, nefa tsy misy, ary ny famonjena, nefa lavitra antsika izany.