Bokin'ny Salamo 49:12
Araka ny heviny dia ataony fa ho mandrakizay ny tranony, ary ny fonenany hahatratra ny taranaka fara mandimby; araka ny anarany no anononany ny taniny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Nevertheless man being in honour abideth not: he is like the beasts that perish.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 49
Cross References
Genesis 4:17Ary Kaina nahalala ny vadiny, dia nanan’ anaka ravehivavy ka niteraka an’ i Enoka; ary nanorina vohitra Kaina, ka ny anaran’ ny vohitra dia nataony hoe Enoka, araka ny anaran’ ny zananilahy.
Psalms 49:20Dia hankany amin’ ny razany izy, tsy hahita ny mazava intsony mandrakizay ireny.
Ecclesiastes 3:18Hoy izaho anakampo: Noho ny amin’ ny zanak’ olombelona izany, mba hizahan’ Andriamanitra toetra azy, ka ho hitany fa raha ny tenany ihany, dia biby izy.
James 1:10fa ny manan-karena kosa ny fietreny, satria ho levona tahaka ny vonin’ ny ahitra izy.