The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 50 › Bokin'ny Salamo 50:18

Bokin'ny Salamo 50:18

Raha mahita mpangalatra ianao, dia faly hikambana aminy, ary miray anjara amin’ ny mpijangajanga.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

When thou sawest a thief, then thou consentedst with him, and hast been partaker with adulterers.

In Context

17Fa ianao mankahala fananarana, ary arianao eo ivohonao ny teniko.

19Ny vavanao alefanao hiteny ratsy, ary ny lelanao mamorom-pitaka.

Read all of Bokin'ny Salamo 50

Cross References

Leviticus 20:10Ary ny lehilahy mijangajanga amin’ ny vadin’ olona, dia izay mijangajanga amin’ ny vadin’ ny namany, hatao maty tokoa, na ny mila, na ny ilainy.

Job 31:9Raha tahìny adala tamin’ ny vadin’ olona ny foko, ka namitsaka teo am-baravaran’ ny namako aho,

Proverbs 2:16Ary hamonjy anao amin’ ny vehivavy jejo koa izany, Dia amin’ ny vahiny janga izay mandrobo amin’ ny teniny,

Isaiah 5:23Ary izay manamarina ny meloka noho ny kolikoly sy manala ny rariny amin’ ny marina!

Micah 7:3Vonona hanao ratsy ny tànany; Mila ny mpanapaka, Azon-kolikoly ny mpitsara, Ary ny lehibe milaza ny fitsiriritan’ ny fanahiny, Koa izany no entiny mandrarirary azy.

Romans 1:32dia olona mahalala tsara ny fitsipika nomen’ Andriamanitra fa izay manao izany zavatra izany no miendrika ho faty, nefa tsy manao izany ihany izy, fa mankasitraka ny manao koa.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 50:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 50:17Bokin'ny Salamo 50Bokin'ny Salamo 50:19 →