Bokin'ny Ohabolana 2:16
Ary hamonjy anao amin’ ny vehivavy jejo koa izany, Dia amin’ ny vahiny janga izay mandrobo amin’ ny teniny,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
To deliver thee from the strange woman, even from the stranger which flattereth with her words;
In Context
15Dia izay melo-dalana Sy maniasia amin’ ny alehany;
17Izay mahafoy ny vadin’ ny fahatanorany Sy manadino ny fanekeny teo amin’ Andriamaniny.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 2
Cross References
Genesis 39:3Ary hitan’ ny tompony fa nomban’ i Jehovah izy, ka izay rehetra nataony dia nambinin’ i Jehovah avokoa teo aminy.
Judges 14:17Dia nitomany teo anatrehany tamin’ ny hafitoana izay nisian’ ny fanasana ravehivavy; ary nony tamin’ ny andro fahafito dia nolazain’ i Samsona taminy, satria nitorikisina taminy izy; ary izy kosa nilaza ny fampanonona tamin’ ny zanaky ny fireneny.
Proverbs 5:3Fa ny molotry ny vehivavy jejo dia mitete toy ny tantely avy amin’ ny tohotra, Ary ny vavany dia malama noho ny diloilo;
Proverbs 7:5Mba hiarovana anao amin’ ny vehivavy jejo, Dia amin’ ny vahiny janga izay manao teny mandrobo.
Proverbs 23:27Fa ny vehivavy jejo dia hady lalina, Ary ny vahiny janga lavaka etỳ;
Proverbs 29:5Izay olona mandrobo ny namany Dia mamela-pandrika ny tongony.