The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 51 › Bokin'ny Salamo 51:4

Bokin'ny Salamo 51:4

Sasao madio aho mba ho afa-keloka, ary diovy aho mba ho afa-pahotana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Against thee, thee only, have I sinned, and done this evil in thy sight: that thou mightest be justified when thou speakest, and be clear when thou judgest.

In Context

3Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô, araka ny fahasoavanao; araka ny haben’ ny fiantranao vonoy ny fahadisoako.

5Fa tsaroako ny fahadisoako, ary eo anatrehako mandrakariva ny fahotako.

Read all of Bokin'ny Salamo 51

Cross References

Genesis 9:6Izay mandatsaka ny ran’ olona, dia mba halatsak’ olona kosa ny ràny, satria tahaka ny endrik’ Andriamanitra no nanaovany ny olona.

Genesis 38:7Fa ratsy fanahy teo imason’ i Jehovah Era, lahimatoan’ i Joda; dia novonoin’ i Jehovah izy.

Leviticus 5:19dia fanati-panonerana izany, fa efa meloka tamin’ i Jehovah tokoa izy.

2 Samuel 12:9koa nahoana ianao no nanamavo ny tenin’ i Jehovah ka nanao izay ratsy eo imasony? Oria Hetita nasianao ny sabatra, ary ny vadiny nalainao ho vadinao. Eny, efa novonoinao tamin’ ny sabatry ny taranak’ i Amona izy.

2 Kings 17:17Ary nampandeha ny zananilahy sy ny zananivavy hamaky ny afo izy, sady nanao fankatovana sy sikidy ary nivaro-tena hanao izay ratsy eo imason’ i Jehovah ka nampahatezitra Azy.

Psalms 50:4Miantso ny lanitra any ambony Izy, sy ny tany koa, mba hitsaràny ny olony:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 51:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 51:3Bokin'ny Salamo 51Bokin'ny Salamo 51:5 →