Bokin'ny Salamo 55:6
Tahotra sy hovitra no mahazo ahy, ary manafotra ahy ny horohoro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And I said, Oh that I had wings like a dove! for then would I fly away, and be at rest.
In Context
5Mangorohoro ato anatiko ny foko, ary mamely ahy ny tahotra ny fahafatesana.
Read all of Bokin'ny Salamo 55
Cross References
Psalms 139:9Na dia maka ny elatry ny maraina aza aho, Mba hitoetra any am-paran’ ny ranomasina,
Revelation 12:14Ary ilay vehivavy nomena ny elatra roa an’ ny voromahery lehibe hanidinany ho any an-efitra, ho any amin’ ny fitoerany, izay itaizana azy fetr’ andro iray sy fetr’ andro roa ary antsasaky ny fetr’ andro, mba tsy ho hitan’ ilay menarana izy.