Bokin'ny Salamo 55:7
Ka hoy izaho: enga anie ka manana elatra tahaka ny voromailala aho, dia handositra aho ka hahita izay hitoerako;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Lo, then would I wander far off, and remain in the wilderness. Selah.
In Context
6Tahotra sy hovitra no mahazo ahy, ary manafotra ahy ny horohoro.
8Eny, handositra lavitra aho ka hitoetra any an-efitra. [Sela.]
Read all of Bokin'ny Salamo 55
Cross References
2 Samuel 15:14Ary hoy Davida tamin’ ny mpanompony rehetra izay tao aminy tany Jerosalema: Mitsangàna, andeha isika handositra, fa tsy hisy hahafahantsika amin’ i Absaloma; andeha hiala faingana, fandrao tamy faingana izy, ka tratrany eto isika, dia hataony idiran-doza tampoka eto isika, ary hasiany amin’ ny lelan-tsabatra ny tanàna.
Proverbs 6:4Aza avela hatory akory ny masonao, Ary aza avela hilondolondo ny hodimasonao.
Jeremiah 9:2Manenjana ny lelany toy ny fanenjana tsipìka izy mba handefa lainga. Ary tsy araka ny marina no mahahery azy etỳ ambonin’ ny tany; Fa mandroso amin’ ny ratsy ka hatramin’ ny ratsy izy, ary Izaho tsy mba fantany, hoy Jehovah.